Entry | 1 sanatrian' ny vava |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#859] teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy |
Explanations in English |
4 [1.7] excuse me for saying this, but |
Explanations in French |
5 [1.8] veuillez pardonner l'expression, mais |
Elementary words | 6 sanatria, vava |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |