Entry | 1 sanatria |
Part of speech | 2 interjection |
Explanations in Malagasy |
3 Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria 4 Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina 5 Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1] |
Explanations in English |
6 may it never be, God forbid ! [1.7] |
Explanations in French |
7 que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! [1.8] |
Examples |
8 Sanatria ahy izany, tompoko. [2.499#] 9 Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the interjections |
Anagrams | 13 asitrana, itsarana, sanatria, tsaraina |
Updated on 2023/09/16 |