|
|
|
|

Entry1  sampilahy
Elementary words  2  sampy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] samboady
5  [1.1] Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy
Examples  6  [1.437#] Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy.
7  [2.857#] Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io.

Updated on 2024/12/07