Entry (1/2) | 1 samoina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 murmure [1.3#570] |
Examples |
4 Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529#] 5 Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69#] |
Derivatives |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word samoina |
Entry (2/2) | 11 samoina |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [1.1] |
Explanations in English |
14 the moth of the silkworm [1.7] |
Explanations in French |
15 papillon du ver à soie [1.8] |
Vocabulary |
16 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 17 amisano, masoina, miosaña, misaona, misaonà, omasina, samoina, somaina |
Updated on 2023/02/09 |