Entry | 1 salaka miamboho vody |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra tonga aoriana loatra fa tsy amin' ny fotoana ilana azy, mitovy amin' ny hoe: ranomaso tsy miaraka amam-paty |
Elementary words | 4 salaka, miamboho, vody |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |