|
|
|
|

Entry1  sakobonina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany
Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra
Root  4  sakobona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  isakobonan, nasakobony, nisakobona, sakobonina

Updated on 2025/01/21