|
|
|
|

Entry (1/2)1  safosiaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao
Elementary words  4  safo, siaka
Compound words 

Entry (2/2)6  safo siaka
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8  [1.1] (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena

Anagrams  9  safosiaka, safo siaka

Updated on 2025/04/19