Entry | 1 roritra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1] |
Explanations in English |
4 pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7] |
Explanations in French |
5 qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8] |
Examples |
6 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [2.472] |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 riritra, rirotra |
Anagrams | 13 rirotra, roritra |
Updated on 2021/10/03 |