Entry | 1 fandroritana |
Root | 2 roritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny 5 Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady 6 Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra 7 Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1] |
Explanations in French |
8 L’action de tirer, l’instrument [1.3#549] 9 traction, étirage [1.13] |
Examples |
10 Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#] |
Updated on 2023/01/07 |