|
|
|
|

Entry1  rombahina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny
Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana
Explanations in English  4  [1.7] to be snatched away
Explanations in French  5  [1.8] qu'on saisit et enlève par force
Root  6  rombaka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word rombahina

Anagrams  12  hamboarin, hamborian, harambony, horimbana, irombahan, niboraham, nirombaha, noharabim, norabahim, rombahina

Updated on 2025/01/21