|
|
|
|

Entry1  ritsoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha 4  Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1]
Explanations in French  5  chuchotement [1.3#538]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Proverbs  11  Proverbs containing the word ritsoka

Anagrams  12  kositra, ritsoka, sikotra, sokitra, tsikora, tsorika

Updated on 2021/07/28