|
|
|
|

Entry1  miritsoka (ritsoka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mibitsika, milaza zavatra mangingina [1.1]
Examples  4  Ity rivodrovotra an-tanin' olona
mitsoka maraina dia mitambolona
Hariva ny andro vao mba miritsoka
[Ny Havana]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  miritsoka, misokitra, mitsorika, tsimorika

Updated on 2023/01/20