|
|
|
|

Entry1  rikarikan-taolana (rikarika)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Explanations in French  5  Amas d'ossements, squelette [1.3]
Synonyms  6  karana

Updated on 2020/07/31