Entry (1/7) | 1 karàna |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] |
Explanations in French |
4 habile, rusé, roué [1.3#313] |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 6 karana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 (fihasimban' ny hoe harana). 9 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Vocabulary |
10 Biology |
Synonyms | 11 rikarikan-taolana |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 13 karana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 armature, canevas [1.13] |
Compound words |
|
Entry (4/7) | 18 karaña |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 brisants. (rìva). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
21 Geography: (in general) 22 Navigation |
Entry (5/7) | 23 karàna |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1] |
Entry (6/7) | 26 Karàna |
Part of speech | 27 name (anthroponym) |
Explanations in Malagasy |
28 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] |
Explanations in English |
29 an East Indian or Pakistanese [1.7] |
Explanations in French |
30 Indien ou Pakistanais [1.8] 31 Indien, Hindou [1.13] |
Vocabulary |
32 History |
Tables and plates |
33 Full list |
Entry (7/7) | 34 Karàna |
Part of speech | 35 name (biblical) |
Explanations in English |
36 Cheran [2.996] |
Explanations in French |
37 Kerân [2.996] |
Vocabulary |
38 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 39 Chapters and verses mentioning Karàna |
Tables and plates |
40 Full list |
Anagrams | 41 Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna |
Updated on 2023/07/31 |