|
|
|
|

Entry1  re siosio
Elementary words  2  re, siosio
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono
Examples  5  [2.472] re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny.
6  [1.1] Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao

Updated on 2024/12/07