|
|
|
|

Entry1  renivola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
Vola ampiasaina hahazoana tombony
Explanations in English  4  [1.7] capital set out at interest; the principal lent out
Explanations in French  5  [1.8] capitaux investis ou prêtés; le capital
Examples  6  [1.320#] Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana.
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Elementary words  8  reny, vola
Compound words 

Anagrams  10  Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano

Updated on 2025/01/21