Entry | 1 renivola |
Elementary words | 2 reny, vola |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola 5 Vola ampiasaina hahazoana tombony [1.1] |
Explanations in English |
6 capital set out at interest; the principal lent out [1.7] |
Explanations in French |
7 capitaux investis ou prêtés; le capital [1.8] |
Examples |
8 Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana. [1.320#] |
Vocabulary |
9 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Anagrams | 11 Narivelo, renivola, velirano |
Updated on 2023/05/19 |