|
|
|
|

Entry1  renitantely
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] abeilles
4  [1.5, 1.13] abeille
Examples  5  [2.996] Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo
6  [2.270] Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra.
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Elementary words  8  reny, tantely
Other spellings  9  renintantely
Proverbs  10  Proverbs containing the word renitantely

Updated on 2024/12/12