|
|
|
|

Entry1  renirano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina
4  [1.13] rano mandeha amin'ny faritra iray
Explanations in French  5  [1.13] cours d'eau
Examples  6  [2.472] Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.
7  [2.324] Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy.
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Elementary words  9  reny, rano
Analogs  10  ony
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word renirano
Tables and plates  13  rivers
Illustrations 
14  15  16 

Updated on 2024/12/26