Entry | rendremana (rendrika) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [1.1] | |
Explanations in English | Almost asleep, heavy with sleep [1.7] | |
Explanations in French | à moitié endormi, endormi [1.8] | |
Other spellings | rendrehana | |
Updated on 2020/07/31 |