|
|
|
|

Entry1  rehitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiveloman' ny afo
4  fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra [1.1]
Explanations in French  5  action de s'allumer, de brûler
6  démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [1.3]
Examples  7  Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [2.643]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Updated on 2020/07/31