Entry | 1 mirehitra |
Root | 2 rehitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina 5 Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro 6 Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1] |
Examples |
7 Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mirehitra |
Updated on 2023/10/19 |