|
|
|
|

Entry1  razoky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena
Explanations in English  4  [1.7] elder brother or sister (term of respect)
Explanations in French  5  [1.8] frère ou soeur aîné (terme respectueux)
Examples  6  [2.131] razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be

Vocabulary  7  Relationships: family
8  Forms of Address
Elementary words  9  ra-, zoky

Anagrams  10  razoky, zariko

Updated on 2025/01/21