Entry | 1 ranovisy |
Elementary words | 2 rano, Visy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy [1.1] |
Examples |
5 ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro. [2.59#339] 6 Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324] |
Vocabulary |
7 Health |
Other spellings | 8 rano |
Updated on 2023/10/17 |