Entry | 1 ranon-kazo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry |
Explanations in French |
4 [1.13] sève 5 [1.196] la sève qui s'écoule des arbres |
Examples |
6 [2.314#] mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany. |
Vocabulary |
7 Botany: (in general) |
Elementary words | 8 rano, hazo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |