Entry (1/2) | 1 rainiolona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha |
Explanations in English |
4 [1.2] artillerymen |
Explanations in French |
5 [1.3] les artilleurs |
Examples |
6 [2.472] Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. |
Vocabulary |
7 Military |
Elementary words | 8 ray, olona |
Entry (2/2) | 9 rainiolona |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in English |
11 [1.2] The elders of a tribe or town, the chief tribe |
Explanations in French |
12 [1.3][rain' ny olona] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne |
Examples |
13 [2.48] Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; |
Elementary words | 14 ray, olona |
Anagrams | 15 nioloranay, rainiolona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |