Entry 1/2 |
rain' ; rain-
|
Part of speech | morphological form of ray
|
Explanations in English | Father of [3.1]
|
Explanations in French | Père de [3.1]
|
Examples |
1 | Izy no rain' i Varindry
[2.508]
|
2 | Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto
[2.117]
|
3 | Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony
[2.588]
|
4 | Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra
[2.470]
|
|
Morphology |
Simple : |
ray,
raiko,
rainao,
rainy,
raintsika,
rainay,
rainareo,
rain',
rain-,
raim- |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
rain
|
Part of speech | noun or active verb
|
Explanations in Malagasy | orana,
ranonorana: rain
[1.2, 1.7]
|
| manorana: to rain
[1.2]
|
| patraka,
patrapatraka: showers or rain
[1.2]
|
| mivatravatra: to pour down heavily (of rain)
[1.2]
|
| erika: drizzling rain
[1.7]
|
|