Entry | 1 porizenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony |
Explanations in French |
4 [1.3#492] la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement |
Examples |
5 [2.366] dia nanao porizenitra izy 6 [2.59] Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra 7 [2.649] Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana 8 [2.270] Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |