|
|
|
|

Entry1  porizenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony
Explanations in French  4  [1.3#492] la prĂ©sentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement
Examples  5  [2.366] dia nanao porizenitra izy
6  [2.59] Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra
7  [2.649] Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana
8  [2.270] Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta
Compound words 

Updated on 2024/12/07