Entry | 1 polisy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanĂ na: Miantso polisy ~ Polisin-dalana |
Explanations in English |
4 [1.7] the police, a police constable |
Explanations in French |
5 [1.8] la police; agent de police |
Examples |
6 [2.472] Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. 7 [2.470] Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? 8 [2.4#] Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. |
Vocabulary |
9 Law |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word polisy |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |