|
|
|
|

Entry1  polisy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1]
Explanations in English  4  the police, a police constable [1.7]
Explanations in French  5  la police; agent de police [1.8]
Examples  6  Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472]
7  Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470]
8  Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#]
Vocabulary  9  Law
Proverbs  10  Proverbs containing the word polisy

Updated on 2022/03/21