Entry | 1 petra-kevitra |
Elementary words | 2 petraka, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in French |
4 hypothèse [1.13] 5 hypothèse [1.5#143] |
Examples |
6 Matetika dia matetika anefa no tsy mitombina ireo foto-pahalalana ireo raha tsy amin' ny lafiny ifandraisany amin' ny petrakevitra teo am-piandohana, ary dia voafetra araka ny toerana sy ny vanim-potoana ny fananany hery. [4.27] |
Updated on 2024/08/13 |