|
|
|
|

Entry (1/2)1  -pentina
Part of speech  2  morphological form of fentina

Entry (2/2)3  pentina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany.
Explanations in English  6  [1.7] a spot
Explanations in French  7  [1.8] tache de saleté
Examples  8  [2.472] misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony.
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  pentimpentina
Compound words 

Anagrams  16  -pentina, pentina

Updated on 2025/04/19