Entry (1/2) | 1 -pentina |
Part of speech | 2 morphological form of fentina |
Entry (2/2) | 3 pentina |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. |
Explanations in English |
6 [1.7] a spot |
Explanations in French |
7 [1.8] tache de saleté |
Examples |
8 [2.472] misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 pentimpentina |
Compound words |
|
Anagrams | 16 -pentina, pentina |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |