Entry | 1 orinasa |
Elementary words | 2 orina, asa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] fanjarian'asa |
Explanations in French |
5 [1.13] usine, entreprise |
Examples |
6 [2.442#] Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. 7 [1.369#] Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. 8 [2.4#] Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. 9 [4.27#] Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; |
Vocabulary |
10 Economy: (in general) |
Compound words |
|
Anagrams | 13 anisaro, asarony, asorany, isaoran, isarona, nisaora, norasai, orinasa, rosanay, rosiana, sarinao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |