Entry | 1 onitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza 4 Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1] |
Explanations in English |
5 restoration of something lost or spent. [1.2] 6 compensation, restitution [1.7] |
Explanations in French |
7 dédommagement, remplacement [1.8] 8 compensation; dommages et intérêts [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 onitra, ranito, torina |
Updated on 2020/07/31 |