|
|
|
|

Entry1  fanonerana (onitra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao 4  Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay [1.1]
Explanations in French  5  compensation [1.3#468, 1.13]6  la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction [1.3#468]
Examples  7  Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato; [2.588#]
8  Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. [1.384#]
Compound words 

Anagrams  10  faneronana, fanonerana, fanorenana

Updated on 2023/01/08