|
|
|
|

Entry1  ompiana
Root  2  ompy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha
Explanations in English  5  [1.2] to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls.
Examples  6  [2.472] Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay.
7  [2.472] Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word ompiana

Anagrams  14  anampio, aompany, iompana, ompanay, ompiana

Updated on 2025/01/21