Entry | 1 ombalahy antitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ombalahy tsy matahotra na inona na inona; miaramila menavazana tsy miraika na amin' inona na inona |
Explanations in French |
4 [2.415#6766] Vieux taureau. Se disait des vieux soldats qui ne fuient pas. |
Elementary words | 5 ombalahy, antitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |