Entry | 1 olo-manga |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka |
Explanations in English |
4 [1.7] a famous or notable person |
Explanations in French |
5 [1.3] un chéri, un favori réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est 6 [1.8] personnage marquant, renommé |
Examples |
7 [2.528#] Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! 8 [2.356#] Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. |
Elementary words | 9 olona, manga |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word olo-manga |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |