|
|
|
|

Entry (1/2)1  ody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fodiana [Taisaka] [1.78]
4  fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina [Tanala] [1.78]
5  Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody
6  Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina [1.1]
Explanations in English  7  a charm [1.2, 1.7]
8  a medicine [1.2, 1.7]
9  a fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina, ody fitia [1.7]
Explanations in French  10  amulette, remède [1.3, 1.5]
11  charme [1.3, 1.5]
12  sorcellerie, préservatif [1.3]
13  fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina, ody fitia [1.8]
14  (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique).
  • Préparations ayant une charge magique, censées susceptibles de provoquer la maladie, Voir *e même la mort de quelqu'un ; par extension : sortilège.
  • Remède à de tels sortilèges. On dit aussi plus explicitement, dans ce dernier cas : fanaf'ody ou [fanafody].
Les ody favorables : charmes, talismans protecteurs, amulettes, comportaient le plus souvent des éléments provenant de l'attirail des idoles royales ou sampy. Chaque année, au mois d'alakaosy, on changeait cet attirail. Tout l'ancien matériel servait à faire des ody, fanidy, etc. C'était aussi la ressource essentielle des mpitahiry ou prêtres des idoles royales. [1.196]
Examples  15  fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha! [2.298]
16  ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao. [2.59]
Vocabulary  17  Health
18  Religions, Beliefs
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Synonyms  23  aody, aoly, oly
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  30  Proverbs containing the word ody
Article  31  Randzavola: ody ao amin' ny Baiboly (=> sikidy)

Entry (2/2)32  ody
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina [1.1]
Explanations in French  35  [1.3]
36  retour [1.5]
Derivatives 
37  Active verbs :
38  Passive verbs :
39  Names :

Updated on 2023/09/10