|
|
|
|

Entry1  ny mamerina indroa manana ny antitra
Elementary words  2  mamerina, indroa, manana, antitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1]

Updated on 2023/07/14