|
|
|
|

Entry1  ny ankilany sy ny andaniny
Elementary words  2  ny, ankilany, andaniny
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.7] the two sides or parties involved
Explanations in French  5  [1.8] les deux parties dans une discussion ou une dispute
Examples  6  [2.472#143] Niampatrampatra ny faty tamin' ny andaniny sy ny ankilany.
7  [2.4] Fianakaviana vitsivitsy avy amin' ny ankilany sy andaniny no nantsoina.
8  [2.245] Eo no miseho ny andaniny sy ny ankilany: mirary sy milalao miara-paly.
9  [4.27] inona àry ny ho fahefana sy ny ho fidiram-bolan’ny andaniny sy ny ankilany avy?

Updated on 2024/12/07