|
|
|
|

Entry1  nofy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho
4  Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho
5  Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany
6  Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1]
Explanations in English  7  a dream [1.2]
8  a dream; something impossible [1.7]
Explanations in French  9  songe, rêve, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3]
10  rêve; chose impossible [1.8]
Examples  11  Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324]
12  Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470]
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
Compound words 
Titles 
Proverbs  20  Proverbs containing the word nofy
Article  21  Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  22  ... fo ny ..., fony, nofy

Updated on 2023/08/11