Entry (1/2) | 1 manonofy |
Root | 2 nofy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho |
Explanations in English |
5 [1.2] to dream. 6 [1.7] to dream, to dream of |
Explanations in French |
7 [1.8] rêver de, rêver |
Examples |
8 [2.649#264] Hoatra ny olona manonofy izy rehetra. 9 [2.332#3] Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho! 10 [2.529#32] Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy! 11 [2.643#167] Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana. |
Morphology |
|
Synonyms | 16 manofy |
Entry (2/2) | 17 mañonofy |
Root | 18 honofy |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
manonofy |
Anagrams | 21 manonofy, mañonofy, moninafo, nifamono, nofoinam |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |