Entry | 1 egò |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] |
Explanations in French |
4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280] |
Examples |
5 Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#] |
Vocabulary |
6 Game |
Updated on 2023/02/21 |