|
|
|
|

Entry1  ndao
Part of speech  2  imperative of passive verb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia
Explanations in English  4  [1.2] a contraction or corruption of the word andeha, let us go.
Examples  5  [2.472] ndao àry ianao hiaraka aminay.
6  [2.471] - Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka.
Other spellings  7  andao
Analogs  8  ndeha

Anagrams  9  ando, Ando, dona, ndao, onda

Updated on 2025/02/08