Entry | 1 natoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Nolokoana tamin' ny hodi-nato |
Explanations in English |
4 [1.2] to be dyed red with the nato dye. |
Explanations in French |
5 [1.196] qu'on teint avec l'écorce de nato |
Examples |
6 [2.588#] Raha tsy mahita jaky mena dia landy natoina no atao, ary tsy maintsy vitaina amin'io andro io ihany. |
Root | 7 nato |
Morphology |
|
Anagrams | 12 anatony, anitoan, anontay, anotany, anotina, antoani, antoany, atanino, atonany, atônina, iontana, itonana, naatony, nanaito, nanitoa, naotina, nataony, natoina, niatoan, niatona, nitanao, nitaona, notaina, notania, ontanay, taonany, taonina |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |