|
|
|
|

Entry1  mpively
Root  2  vely
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3] celui qui bat, qui sonne, qui dépique
6  [1.66.fr#80] batteur (vary, vy, amponga...)
7  [1.66.fr#434] frappeur
Examples  8  [2.270#] Nahavelona ny fiaretan-tory ny mpitsoka sodina sy ny mpively amponga sy langorony.
9  [2.857#] Ary ny mpively amponga dia mively eo an-daniny ao ihany handihizan' ny mpitsena sy ny tsenaina.

Updated on 2024/12/11