|
|
|
|

Entry1  mpitondra
Root  2  tondra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana
Explanations in French  5  [1.13] porteur
Examples  6  [2.445#] Manana fahefana ny mpitondra;
7  [1.437#] Ny vadintany no mpitondra azy.
8  [2.643#] lalahy no mila azy, satria mpitondra olona.
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mpitondra

Anagrams  19  mpitandro, mpitondra

Updated on 2025/01/21